Indro zaraina amintsika ny filazàna fifaninanana hidirana ho mpianatra manamboninahitra any amin'ny Akademia Miaramila Antsirabe ho an'ny andiany Iraisam-Piadiana faha-23.