Indro zaraina amintsika ny filazàna fifaninanana hidirana ho mpianatra manamboninahitra any amin'ny Akademia Miaramila Antsirabe ho an'ny andiany faha-28 "PFMCS".