Ambohipihaonan'ireo nosy rahavavy eto amin'ny ranomasimbe indianina i Antananarivo ny 24 avrily 2025 ho avy izao izay handray ny andiany faha-dimy amin'ny fihaonana
an-tampon'ireo Filoham-pirenena sy Governemanta eo anivon’ny Vaomieran'ny Ranomasimbe Indiana.