Entanina araka izany ny tanora lahy sy vavy 19 hatramin'ny 31 taona izay tsy mbola nitsara miaramila ho tonga eny an-toerana. Maimaim-poana ny fiatrehana ny fitsarana miaramila ary mitondra kara-panondrom-pirenena sy penina manga ireo hiatrika izany.