Indro zaraina amintsika ny valin'ny fifaninanana hidirana ho mpianatra manamboninahitra Lefitra ESOS IV.
Ilazana arak'izany ireo rehetra afaka tamin'ity fifaninana ity fa ny zoma 15 may 2026 amin'ny 1 ora tolakandro ny fidirana any amin'ny ENSOA Antsirabe ka eo amin'ny vavahadin'ny ENSOA ihany no fotoana.